|
|
|
|

Entry1  raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Elementary words  2  raha, 3  baka, 4  misisika, 5  ianao, 6  izaho, 7  kirongo, 8  azo, 9  idirana
Part of speech  10  locution
Explanations in Malagasy  11  teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonyms  12  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Updated on 2025/09/12